@lahimatoa_ Tsy hoe tsy hay fa tsy priorité hé !
Dia misy koa ireo nifosa be na milaza io négatif rehetra io dia tsy tahotra tsy henatra mivadika lela avy eo, comme si de rien n' était !
Asa na toe-tsaina Gasy na sendra olona iray na roa fa azy ny azy !
Bonne année e ! 🍃 #Com #Self
39